Tanteraka soa aman-tsara tamin’ny faran’ny fanompoam-pivavahana Krismasy ny Krismasin’ny Sampana sy ny Antoko Mpihira. Izany dia nandraisan’ireo sampana velna anjara:
- Sekoly Alahady
- Dorkasy
- SLK
- STK
- Zarampifaliana
Zaraina am-pifaliana amintsika ireo sary fahatsiarovana izany fankalazana izany.