
Hotanterahina ny sabotsy 19 oktobra 2024 ny hetsiky ny fiangonana izay entina hanohanana ny fiangonana amin’ny lafiny ara-bola amin’ireo asa tanterahana mandritra ny taona.
Koa manentana antsika hamandrika izany daty izany. Hery lehibe ho an’ny fiangonana ny fandraisantsika anjara amin’izany hetsika izany.
Ny tapakila electronique dia efa azontsika raisina 👇 ato 👇 .
Mangataka antsika hitondra am-bavaka ny tohin’ny fikarakarana rehetra.