SLK : tratry ny taona !

Faly miarahaba antsika rehetra ny SLK tratry ny taona vaovao 2023.
Mirary taona feno fahasoavana eo ambany fitantanan’ny Tompo.

Vita soa aman-tsara ny tsangambato fankalazana ny faha-10 taonan’ny SLK dia ny fanolorana ny zava-maneno « sonorisation » complète ho an’ny fiangonana izany.

Deraina ny mpikambana tsirairay avy tamin’ny ezaka natao ho fanatanterahana izany.

Ny fifampiarahaban’ny SLK moa dia kasaina hatao ny 04 febroary.