10 martsa 2024 : Fanavaozana ny biraon’ny SLK.
Ry Rahalahy malala ao amin’ny Tompo,
Tiana ny mampahafantatra antsika rehetra fa ny fifidianana birao vaovao eo anivon’ny SLK FJKM GLAND FAHASOAVANA, araka ny tapaka nandritra ny fivoriana notanterahina ny Alahady 18 febroary lasa teo, dia hatao ny Alahady 10 Martsa 2024 amin’ny 10 ora maraina.
Toerana : Salle La Cure Gland