SLK 2022

Ny SLK dia mbola faly miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao 2022. Mirary taona ho feno ny fahasoavan’Andriamanitra.

Maro ireo tetik’asa tian’ny SLK ho tanterahina amin’ity taona ity ka mangataka fitondrana am-bavaka avy amintsika tsirairay izy ireo hahatanteraka izany. Ho hitantsika miandalana eny ihany ireo tetik’asa ireo.