Araka ny tetikandron’ny fiangonana dia ho tanterahina amin’ny sabotsy 15 sy alahady 16 febroary 2025 izao ny retraite sy sortie d’hiver-n’ny Fitandremana Gland Fahasoavana. Eo am-pitadiavana “chalet” mahazaka olona 50 isika izao koa entanina isika izay mahafantatra toerana mba hampita izany aty amin’ny biraompiangonana. Toerana tsy lavitra ny piste de ski no tadiavintsika isan-taona.
Dia isaorana antsika hatrany amin’ny fiaraha-miasa.
Ny Birao