Save the date – JAA – 29 Mars 2026

JAA-1 2026 : Journée Aide et Action Mars 2026

Manentana antsika rehetra amin’ny fisoratana anarana amin’ny « Journée Aide et Action 2026 » izay hatao ao St Gervais ao Genève ny Alahady 29 Martsa 2026 manomboka amin’ny 10 ora maraina hatramin’ny 5 ora hariva. Afaka alefa any amin’ny biraompiangonana ny fisoratana anarana.


Manentana antsika ihany koa amin’ny fanolorana loka hatao amin’ny tombola, tsy noferana ny vidiny farafahakeliny fa raisina an-tanan-droa izay atolotry ny tsirairay.