[Save the date] JAA – 21 Martsa 2026

Hotanterahina amin’ny Asabotsy 21 martsa 2025 ho avy izao ry havana ny journée Aide et Actions eto amintsika.

Toerana: Salle paroissiale Gland.

Hohampitaina amintsika tsy ho ela ny andinindininy momba ny fandaharam-potoana.

Efa manentana antsika sahady hamandrika ny daty ao anaty diarintsika.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.