Save the date : 28 Novambra 2021 – Fivoriamben’ny Fitandremana

Araka ny tetiandrontsika 2021 dia ho tanterahina amin’ny alahady 28 novambra 2021 ny Fivoriamben’ny Fitandremana hanasana ireo Mpandray rehetra.

Amin’ io fotoana io no hanapahana ny teti-bola 2022 sy ny tetiandro 2022 ary koa hanolorana ny tatitra ara-bola 2019 sy 2020.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.