Sary, seho, sns [Dorkasy]

FOTOANA LASA

  • Sary vitsivitsy tamin’ny AG Dorkasy – 27 Septambra 2025 :
  • Sary tamin’ny Alahadin’ny Dorkasy – 28 Septambra 2025 :
  • Nisy fianarana soratra masina ny sabotsy 25 oktobra 2025 izay nitondra ny lohateny hoe  » La relation profonde avec Dieu »

FOTOANA HO AVY

  • Cellule de prière 22.11.2025 :
    manomboka amin’ny 8 ora alina
    Misokatra hoan’ny mpiangona rehetra
  • Sortie détente 29.11.2015 : marché de Noël Montreux
    Amin’ny 5 ora hariva ny fotoana eo @ gare Montreux
    Misokatra hoan’ny dorkasy sy ny ankohonany