Sary « détendues »¦Dorkasy

Faly mampahafantatra antsika ny Dorkasy sy ny SLK fa hisy fifampiarahabana tratry ny taona sy fianarana soratra masina hikambanana ny 25 janoary 2025.

Hisaorana ny Tompo fa tanteraka soa aman-tsara tao Genève ny sortie détente an’ny Dorkasy tamin’ny 30 novambra.

Marché de noel et Fondue Genève