Rohy 13 aprily¦ DORKASY

Tontosa soa aman-tsara ny Alahadin’ny Dorkasy foibe tamin’ny 13 aprily. Nahafinaritra ny fotoana izay azo jerena amin’ny rohy manaraka :

https://www.youtube.com/live/fukyPTpjzlQ?si=VQvF1RqqK2C1mEI5

Nisy ny fihaonan’ny birao-mpiangonana sy ny biraon’ny Dorkasy ny alahady maraina.

Mampatsiahy ihany koa ny Dorkasy fa ny fiarana soratra masina manaraka dia amin’ny 21 jona amin’ny Zoom.