Retour Sortie d’été 2025 : 14-15 Juin

Isaorana an’Andriamanitra fa tontosa soamantsara ny Sortie d’été-n’ny fiangonana ny 14-15 Juin 2025 lasa teo tany La Bessonnaz, 1357 Lignerolle.

Afa-po sy faly ny tsirairay, ary tao anaty fifankatiavana sy firahalahiana hatrany ny nanaova ireo asa sy hetsika teny an-toerana.

Misaotra ny SLK Gland tamin’ny fikarakarana rehetra mialoha ary nandritran’ny Sortie.

Ireto misy sary vitsivitsy ho fanehoana izany Sortie izany. Aza misalasala manome hevitra fanitsina amin’ny birao SLK ho fanatsarana ny Sortie manaraka amin’ny herintaona.

Misaotra sy mankasitraka ny tsirairay avy.