Rando STK 2024 en image

Randonnée STK

Ho an’ny Biraompiangonana sy ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Ny Sampana Tanora Kristiana dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ny Mpitandrina sy ny Birao ary ny Fiangonana tamin’ny namalianareo ny antso, tamin’ny dia an-tongotra izay natao ny 27 aprily lasa teo.

Andriamanitra Tompon’ny hery rehetra anie hanome tanjaka antsika tsirairay avy hatrany.

Manao veloma finaritra amin’ny Anaran’I Jesoa Kristy Tompontsika.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Tanora Kristiana

Réunion du premier dimanche d’avril