Isaorana an’Andriamanitra fa tanteraka soa aman-tsara tamin’ny alahady 5 martsa lasa teo ny rakitra faharoa natolotsika ny SEFALA ho an’ny taona 2023.
Toy izao ny rakitra voaangona tamin’izany:
- 139.70 chf
- 61.58 eur
Isaorana ny fiangonana iray manontolo amin’ny fanohanana ny asan’ny SEFALA na Sekoly Fanomanana Laika eto anivon’ny Synodamparitany misy antsika.