Mitohy hatrany ny fianarana soratra masina hoan’ny Dorkasy. Izany dia tanterahina ny sabotsy fahatelon’ny volana isaky ny roa volana amin’ny 8 ora alina.
Tanterahina ny sabotsy faha efatra izany fianarana izany rehefa sendra misy antony tsy ahafahan’ny Ray aman-dreny Mpitandrina mampiofana.
Ny fotoana manaraka dia amin’ny asabotsy 18 desambra 2021 amin’ny 8 ora alina !