Manatanteraka fihaonana isaky ny herinandro ny Antoko Mpihira Zarampifaliana. Fianaran-kira no tanterahina amin’izany.
Ny fihaonana dia isaky ny alahady, amin’ny 8 ora alina, amin’ny zoom
https://zoom.us/j/92027094817
Faly mandray anao izahay ary aza misalasala manatona ireto tompon’andraikitra ireto:
Adiresy Birao: bureauamzp@fjkm-gland.ch, 079 817 30 63
- Ranaivo RAZAKANIRINA
- Iony RABEMANANTSOA
- Clarah ANDRIANJAKA