Faly miarahaba antsika,
I Ravaka Andriamihaja dia mitady karipetra (tapis de salon) lehibe tokony ho eo eo amin’ny 2m x 1m50 eo, sao misy efa tsy ilaina na efa tia hisolo ny tapis antsika ka mila tokantrano vaovao. Loko marevaka toy ny « rose » na mena na moutarde no tena tadiavina. Raha misy dia aza misalasala mandefa sary amin’ny whatsapp 0774169735.
Mankasitra antsika!