Ny sampana Dorkasy dia faly mapahafantatra antsika ireto fandaharan’izy ireo ireto :
- Sabotsy 15 martsa : Fianarana Soratra Masina (Zoom, 20h)
- Sabotsy 12 aprily : Atelier cuisine
- Alahady 13 aprily : Alahadin’ny Dorkasy
Ny sampana Dorkasy dia faly mapahafantatra antsika ireto fandaharan’izy ireo ireto :