PARCOURS VITA*
Faly mampahatsiahy antsika ny sampana Dorkasy ny hetsika « Parcours Vita »
Toerana : Lausanne, mbola hampitaina amin’ny manaraka ny anaran’ny parc
Fotoana : 10 ora ny sabotsy 29 jona
Samy mitondra sakafo maivana hifampizarana. Misokatra ho an’ny fiangonana rehetra.
*Parcours vita= fitsangatsanganana sady manao fanatajahan-tena, natao ho an’ny rehetra.
Sary atelier cuisine 20 mai “ Mortadelle de volaille” sy “Pâte magique” tany Scientrier

