Joyeux 15ème anniversaire la SSA

Comme la paroisse, 15 ans déjà ! Mais, comment l’école du dimanche a-t-elle marquer cela ?

Et bien, cela a commencé avec un repas de soutien le samedi 10 décembre 2022 à Saint-genis-pouilly. Plusieurs personnes ont manifesté leur soutien à la branche et ont pu assister ou même participer des jeux, des chorégraphies et des chants.

Le dimanche 11 décembre 2022, la célébration des 15 ans de l’école du dimanche a été ouverte officiellement à l’église par le Pasteur Tahina Rahandrifenosoa. Mots clés de la journée : Izy no andriamanitray, Je le loue avec ma voix, vidéo de souhaits d’anciens membres de la branche et remise de prix.

Ho an’ny Biraompiangonana sy ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Tsy hainay biraon’ny sampana Sekoly Alahady ny tsy hisaotra antsika rehetra noho ny fiaraha-mientana nasehonareo tamin ny fanohanana anay ny Sabotsy 10 sy Alahady 11 desambra lasa teo. Na tamin’ny repas de soutien izany, na tamin’ny fanokafana amin ny fomba ofisialy ny faha 15 taonan’ny Sampana.

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy.

Manao veloma finaritra amin’ny Anaran’I Jesoa Kristy Tompontsika.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady

« Jehovah o, Andriamanitro ianao. Hanandratra sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava- mahagaga Ianao, dia zavatra efa voakasa hatramin’ny ela sady mahatoky no marina indrindra. » Isaia 25:1