Hetsika ataon’ny Sampana Lehilahy Kristiana

Araka ny efa voalaza dia ny SLK no hanolotra ny fiangonana beamer vaovao satria simba ny teo aloha. Eo am panatanterahana ny fahazoana izany beamer vaovao izany ny sampana ary ho azo tsy ho ela.

Ny SLK koa dia handray anjara manokana amin’ny fanohanana ny Radio Fahazavana any Madagasikara. Ho hita aoriana kely ny antsipiriany momba izany.

Raha toa ka liana tia hanontany vaovao momba ny sampana dia ireto no azo hifandraisana amin’ny filoha (Jocelyn Ramanambohitra) : +41 79 871 17 93 sy ny filoha lefitra (Sedera Randrianarison) : +41 76 693 55 50 ary ny mpitan-tsoratra (Gildas Ratovomirija) : +41 78 904 83 36