
Hisaorana ny Tompo fa tanteraka ny sabotsy 5 oktobra 2024 tany Strasbourg ny Isankerintaona SSA, fotoana nizarana ny diplaoma sy ny maripankasitrahana tamin’ny fanadinana farany teo.
Misy 34 ny isan’ny mpikambana ao @ SSA eto amin’ny fiangonana nandeha nanatrika io fotoana io.
Nisy ny fandraisana anjara hoan’ireo mpikambana nefa koa mba ahafahana manohana ny SSA amin’izany dia izany, dia hanatanteraka rakitra faharoa indroa ny fiangonana.
Ny voalohany dia notanterahintsika tamin’ny alahady 22 septambra 2024 ary ny faharoa dia ho tanterahina ny alahady 10 novambra 2024.
Koa manentana antsika hatrany ny amin’ny fanohanana ny SSA.

