Faly mampatsiahy ny SLK fa amin’ny :
- Sabotsy 10 mey : ny fihaonana zoom amin’ny raiamandreny Mpitandrina
- Alahady 11 mey : ny alahadin’ny SLK. Entanina isika rehetra hianatra ny hira mifatotra etsy ambany izay ho hiraina hoan’ny fetin’ny reny
- Sabotsy 14 jona : ny sortie d’été entanin’ny SLK