« Mamaly ny faharatsiana ny Tompo »
Faly manasa antsika hanatrika ny fotoam-pivavahana hotanterahina ao Gland ny 27 Martsa 2022 manomboka amin’ny 2 ora folankandro. Amin’io alahady io no hanolorana antsika ny « Bilan financier 2021 ».
Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.