« Mamaly ny faharatsiana ny Tompo »
Faly manasa antsika hanatrika ireo fotoam-pivavahana roa sosona amin’ny alahady 13 Martsa 2022.
Ny voalohany izay manomboka amin’ny 10 ora maraina dia hiarahana amin’ny Fiangonana Eglise évangélique réformée du canton de Vaud (EERV) ao Gland.
Ny faharoa kosa manomboka amin’ny 2 ora folakandro hankalazana ny alahadin’ny Sampana Tanora Kristiana ao amin’ny Fitandremantsika.
Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.