Fiofanana Diakona – 14 Martsa 2026
Miantso sy mampiatsiahy ny Diakona rehetra eto amin’ny fitandremana FJKM Gland Fahasoavana ho tonga amin’ny fiofanana Diakona ny 14 Martsa 2026. Hampitaina amintsika anaty Groupe WhatsaApp ny andinindininy momba izany.
