FJKM – Ireo daty manokana mandritra ny volana mey 2023

07 Mey : Alahady faha-IV manaraka ny Paska

  • 1 Mpan 3.16-28/ Jao 14.25-26/ 1 Jao 4.1-3

14 Mey : Alahady faha-V manaraka ny Paska

  • Sampana Lehilahy Kristianina
  • 1 Tant 12.16-18 / Mar 12.35-37 / Rom 8.14-17

21 Mey : Alahady faha-VI manaraka ny Paska

  • Mpiasa Foibe
  • Neh 9.29-31 / Lio 12.8-12/ 1 Kor 6.9-11