LEHIBE NY VONINAHITR’ANDRIAMANITRA
07. Alahady EPIFANIA
Salamo 76.1-12/ Matio 19.27-29/ Apokalypsy 15.1-8
14. Alahady I manaraka ny Epifania
Eksodosy 24.12-18/ Lioka 9.28-36/ 2 Petera 1.16-21
21. Alahady II manaraka ny Epifania – FFKM
Ezekiela 3.22-27/ Jaona 12.37-43/ 2 Tesaloniana 1.1-10
28. Alahady II manaraka ny Epifania – Marary hoditra
2 Tantara 26.14-21/ Lioka 4.23-30/ Asa 12.19b-23