FJKM – Fanohanana ny Sekoly FJKM

Isan-taona dia manohana ny Sekoly FJKM ny FJKM-Gland. Izany fanohanana izany dia ao anatin’ny ezaka fanohanana Sekoly tanterahina eo anivon’ny FJKM maneran-tany.

Manantanteraka rakitra faharoa in-droa isika anatin’ny taona. Mihoatra ny tetik’andro 2024 dia ny alahady 9 jona sy ny alahady 1 septambra no hanatanterahana ireo rakitra ireo.

Ny rakitra voaangona tamin’ny 9 jona 2024 dia mitentina 367.20 CHF sy 175.60 EUR ary 1 $.

Manentana antsika ihany koa amin’ny rakitra faharoa tanterahina amin’ny alahady 1 septambra 2024 ho avy izao.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana