Fivoriambe voalohany 2025 ¦ SLK

Fiantsoana fivoriambe SLK voalohany 2025

« Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena. » 2 Timoty 1:7.

Antsoina ny mpikambana SLK eto amin’ny fitandremana Gland Fahasoavana ho tonga amin’ny fivoriambe voalohany amin’ity taona 2025 ity izay ho tanterahina ny Sabotsy 15 martsa 2025 amin’ny 2 ora tolakandro. Hisy ny fampianaran’ny Mpitandrina mandritra izany.

Ny toerana dia : 69 rue Albert Einstein, 01630 Saint-Genis-Pouilly, France.

Mirary soa indrindra.

Ny birao SLK.