Fivoriambe Synodamparitany tany Meaux (1, 2, 3 novambra 2024)

Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia tanteraka soa aman-tsara tany Meaux tamin’ny 1, 2, 3 novambra lasa teo ny fivoriamben’ny Synodamparitany.

Nandritra izany fotoana izany no nanatanterahana ny fifidianana izay ho Biraon’ny Synodamparitany sy Mpihevi-draharahan’ny Synodamparitany manomboka ny taona 2024 ka hatramin’ny taona 2028.

Indro atolotra antsika ny santionan-tsary tamin’izany fotoana izany.

Ireo Biraon’ny Synodamparitany vaovao

Ireo Mpihevidraharahan’ny Synodamparitany vaovao