Ny Biraon’ny SLK dia mampahafantatra antsika fa hanatontosa fihaonana ny SLK ny sabotsy 21 septambra 2024 amin’ny 11h30 any St Genis Pouilly
• Antony : Fivoriamben’ny SLK
• Mpandray anjara : ny lehilahy rehetra
Manasa ny vady aman-janakin’ny SLK am-pifaliana izy ireo hiara-paly amin’izany.