
Ampatsiahivina isika Diakona fa hisy ny fiofanana Diakona hiarahana amin’ny Mpitandrina Miora RASOHARINAIVO ny 08 Martsa 2025 ho avy izao ao amin’ny Salle La Cure – EERV Gland.
Holazaina miandalana sy amin’ny vaovaom-piangonana ihany ny andinindininy.