Fiantsoana fivorian’ny Mpandray 27 novambra 2022

Ny Biraompiangonana dia miantso ny mpandray rehetra hanatrika ny fivoriamben’ny mpandray izay ho tanterahina amin’ny alahady 27 novambra 2022 ho avy izao ao Gland.

Hisy laha-dinika roa hatolotra antsika:
– Ny tetiandro 2023
– Ny tetibola 2023

Tongava maro ry havana fa zavadehibe eo amin’ny fiainan’ny fiangonana ny fahatongavantsika.

Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana.