Ny Biraompiangonana dia miantso ny Mpandray rehetra amin’ny Fivorian’ny Mpandray izay ho tanterahina amin’ny alahady 27 novambra 2022 ho avy izao.
Ireto avy ny laha-dinika amin’izany:
- Tetiandro 2023
- Tetibola mifanaraka amin’izany
Antsoina ihany koa isika rehetra izay manana tolo-kevitra entina hampandrosoana ny fiangonana mba hanolotra hatrany izany tolo-kevitra izany amin’ny adiresy mailaka: bureau@fjkm-gland.ch
Mangataka antsika hitondra am-bavaka hatrany ny fiainan’ny fiangonana.
Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana