
Ho tanterahina amin’ny alahady 26 novambra 2023 ho avy izao ny fivoriamben’ny mpandray ara-potoana. Koa miantso ny Mpandray rehetra ho tonga hanatrika izany fotoana izany.
Ny laha-dinika amin’izany dia ireto avy:
- Fanapahana ny tetiandro 2024
- Fanapahana ny tetibola 2024
Mangataka antsika hitondra am-bavaka ny fanomanana rehetra.
Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana