« Tsarovany mandrakizay ny fanekeny » (Sal 111: 5b)
Ny fanompoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra noho ny taona vaovao, fitondrana am-bavaka ny taom-piasana, ary fiarahabana ny filohan’ny SP mianakavy, dia hotanterahana ny sabotsy 31 janoary 2026 ho avy izao, ary hatao ao amin’ny:
Eglise Sainte Germaine, 38 avenue Dumotel, 94230 Cachan, manomboka amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro.
Am-pifaliana no anasana antsika hanatrika sy hitondra am-bavaka izany fotoanan’ny synodam-paritany izany.
Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!
