
Isaorana an’Andriamanitra fa tanteraka soa aman-tsara tamin’ny 27 oktobra 2024 lasa teo ny rakitra izay notanterahintsika entintsika FJKM-Gland hanohanana ny Radio Fahazavana. Misaotra indrindra ny fiangonana iray manontolo tamin’ny fahafoizana entina manohy ny serasera sy ny fitoriana amin’ny alalan’ny onjam-peo.
Toy izao ny rakitra voaangona tamin’izany:
- 215.80 CHF
- 84.60 EUR
Io rakitra io dia tanterahintsika isaky ny alahady faha-efatry ny volana oktobra.
Indro ampitaina amintsika ny rohy ahafahana mihaino ny Radio Fahazavana: