Indro atolotra antsika etsy ambany ny taratasy fankasitrahana avy amin’ny Synodamparitany noho ny isan-kerintaona Synodamparitany.
Tiana ny manamafy antsika fa isika aty Suisse eto anivon’ny FJKM-Gland Fahasoavana no mandray ny isan-kerintaona amin’ny taona 2023 (28 sy 29 oktobra 2023)
