
Tanteraka ny sabotsy 28 janoary 2023 lasa teo ny fandraisan-tànana ny mpitandrina ZARAZAKA Jean-Louis mivady teo anivon’ny FJKM Ziona Vaovao Paris.
Indro zaraina amintsika ny rohy misy ny horonantsary mihoatra izany sy koa ny sary vitsivitsy voarain’ny solontenan’ny fiangonana nanatrika teny an-toerana.