Fandaharana Herinandron’ny fianakaviana (7 ka hatramin’ny 13 febroary 2022)

  • Alatsinainy 7.02 (8 ora alina) : [zoom] SLK sy Sampana Dorkasy
    Lohahevitra : « Ny Raiamandreny ao anatin’ny fianakaviana araka izay hita ao amin’ny Soratra masina ». Ny SLK hiresaka ny Ray ary ny sampana Dorkasy hiresaka ny Reny.
  • Talata 8.02 (8 ora alina) : [zoom] STK sy AMZP
    Lohahevitra : « Ny tanora miatrika ny fiainam-pianakaviana tarafina amin’ny Soratra masina ».
  • Alakamisy 10.02 (7 ora alina) : [zoom] Sampana Sekoly Alahady
    Lohahevitra : « Ny anjara toeran’ny ankizy ao anatin’ny fianakaviana miainga avy amin’ny tenin’i Jesoa momba ny zaza »
    Misy ny fitantarana angano ho an’ny ankizy rehetra.
  • Zoma 11.02 (8 ora alina) : [zoom] Ampoka fitia 1/3
  • Sabotsy 12.02 (8 ora alina) : [zoom] Ampoka fitia 2/3
  • Alahady 13.02 (2 ora tolakandro) : Temple de Gland
    • Ampoka fitia 3/3
    • Fanomezana mari-pankasitrahana ny mpivady (iangaviana hisoratra anarana amin’ny adiresy bureau@fjkm-gland.ch mialoha ny alatsinainy 7 febroary 2022)
    • Mariazy (ho antsika maniry hanamasina ny fanambadiana dia aza misalasala mifanerasera amin’ny Mpitandrina)

Ny Rohy zoom hidirana amin’ny fotoana rehetra [zoom]:
https://us06web.zoom.us/j/94605159914?pwd=dnZxZXdsblNUcTRaRFFJb0tkdDNqdz09

ID de réunion : 946 0515 9914
Code secret : 1234

Daty farany fisoratana anarana : alatsinainy 7 febroary 2022, bureau@fjkm-gland.ch