Fandaharana Herinandron’ny Fanahy Masina (13 – 18 may)

PENTEKOSTA 2024 – NY FANAHY MASINA ARAKA NY FILAZANTSARAN’I JAONA

FANOMPOAM-PIVAVAHANA SY FAMPIANARANA HERINANDRON’NY FANAHY MASINA 13 – 19 Mey 2024

« Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. » (Jaona 3:6)

ANDRO Alatsinainy Talata  Alarobia Alakamisy Zoma Asabotsy  Alahady
  TOMPON’ANJARA   Sampana Dorkasy (SD)   Sampana Lehilahy Kristiana (SLK)   Sampana Sekoly Alahady (SSA)   Sampana Tanora Kristiana (STK)    Antoko Mpihira Zaram-Pifaliana (AMZP)   Fianakaviana     Fikambanana Diakona sy Loholona
  LOHAHEVITRA   Ny Fanahy Masina no miteraka ny mino avy any ambony ho amin’ny fanjakan’Andriamanitra     Ny Fanahy Masina dia ranovelona maha mpivavaka ny mino     Ny Fanahy Masina dia Parakleto/Mpananatra voairaka hampianatra sy hampahatsiaro ny mino   Ny Fanahy Masina dia vavolombelona mahatonga ny mino ho vavolombelona   Ny Fanahy Masina no mandresy lahatra izao tontolo izao ny amin’ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana     Ny Fanahy Masina no mampitondra antsika ny famelan-keloka     Ny Fanahy Masina dia Andriamanitra
    VAKITENY   1-Jao 3.1 – 8 2-Jao 3.31 – 36   1-Jao 4.11 – 24; 2-Jao 7.37 – 39   1- Jao 14.1-14 2- Jao 14.15 – 26   1- Jao 15.1-16 2- Jao 15.17 – 27   1- Jao 16.1 – 11  2- Jao 16.12 – 24    Jao 20.19 – 23     1-Isa 61.1-3 2-Jao 3.1-8 3-Asa 4.8-12
          LITORJIA -Fiarahabana -Salamo -Hira -Vavaka -Vakiteny -Hira -Fampianarana -Hira -Vavaka -Hira -Tsodrano -TRINITE -Fiarahabana -Salamo -Hira -Vavaka -Vakiteny -Hira -Fampianarana -Hira -Vavaka -Hira -Tsodrano -TRINITE -Fiarahabana -Salamo -Hira -Vavaka -Vakiteny -Hira -Fampianarana -Hira -Vavaka -Hira -Tsodrano -TRINITE -Fiarahabana -Salamo -Hira -Vavaka -Vakiteny -Hira -Fampianarana -Hira -Vavaka -Hira -Tsodrano -TRINITE -Fiarahabana -Salamo -Hira -Vavaka -Vakiteny -Hira -Fampianarana -Hira -Vavaka -Hira -Tsodrano -TRINITE -Fiarahabana -Salamo -Hira -Vavaka -Vakiteny -Hira -Vavaka -TRINITE           PENTEKOSTA

Fanamarihana : alatsinainy hatramin’ny zoma dia Fampianarana sy Tsodrano no hataon’ny Mpitandrina, ny sisa rehetra hataon’ny Tompon’anjara

Ny sabotsy dia samy manao isan-tokatrano

Ny andinindininy sy ny rohy dia ho alefa mailaka manokana.