- Alatsinainy ka hatramin’ny alarobia (3-5.4) manomboka amin’ny 8 ora alina : [zoom] Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny FJKM Strasbourg.
- Alakamisy sy zoma (6.4) manomboka amin’ny 7 ora sy sasany alina : [Temple de Gland] Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny chorale AMZP.
- Zoma (7.4) manomboka amin’ny 7 ora sy sasany alina : [Temple de Gland] Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny FJKM Gland Fahasoavana.
Ny andinindininy sy ny rohy dia ho alefa mailaka manokana.