Fanasàna faha-45 taona nijoroan’ny FJKM Wagner Finoana

“Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay” Isaia 65:18

Ny FJKM Wagner Finoana Paris dia manasa antsika hanatrika ny fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-45 taona nijoroana, faha-20 taona naha-FJKM sy faha-10 taona niarahana niasa tamin’ny mpitandrina mivady sy ny ankohonany.

Izany dia ho tanterahina ny alahady faha-15 janoary 2023, 4 ora hariva ao amin’ny FJKM Wagner Finoana Paris.

Indro ny taratasy fanasàna voaray: