Isan’ny toetra maha Izy Azy an’Andriamanitra ny fanetren-tena – Fetezan’Andriamanitra hiara-monina tamin’ny firenena Israely : Eks 29.45 ; 1Mpa 8.27 – Fetezan’i Jesoa nidina tety an-tany hamonjy ny olona rehetra: Fil 2.5-11; Isa 53.4-7 – Fetezan’ny Fanahy Masina honina ao anatin’ny mino: Joe 3.1-2; 1Kor 14.32; Jak 4.5
Izay ambaran’ny fanetren-tena – Maneho fisandràtana ny fanetren-tena: Oh 15.33; 18.12; 22.4; Mat 23.12 – Maneho ny fahasoavana sy famonjena ny fanetren-tena: Job 22.29; Jak 4.6; Oh 3.34; Isa 57.15 – Maneho ny maha mpanompon’Andriamanitra: Kol 3.12; 1Pet 5.5 – Maneho fahazakana fitsapàna sy fizahan-toetra ny fanetren-tena: Det 8.2,16 – Maneho fahendrena ny fanetren-tena: Oh 11.2 – Maneho ny haben’ny finoana ny fanetren-tena: Lio 7.6-7; Mat 15.27-28