Ny sampana Sekoly Alahady dia hankalaza ny faha 15 taona nijoroany eto amin’ny fiangonantsika. Izany dia ho tanterahina ny sabotsy 10 desambra sy ny alahady 11 desambra .
Ho fanohanana ny sampana noho izany taom-pankalazana izany dia hisy rakitra faharoa ny alahady 13 sy ny 27 novambra ho avy izao.
Fanampin’ny sary tamin’ny volana oktobra dia indro misy sary iray tamin’ny fihaonam-be farany teo ny Sampana sekoly alahady ny SP37.
