Faly mampahafantatra antsika ny Dorkasy fa mitohy ny fampianarana soratra masina. Ny fotoana manaraka dia amin’ny Asabotsy 16 novambra ho avy izao.
Hisy koa ny journée détente atokana ho an’ny Dorkasy eto an-toerana amin’ny 30 Novambra ho avy izao . Ny toerana dia mbola ho hampafantarina.