[Retour]EERV Nyon : 16 Novambra 2025

FIRAISAN’NY SAMPANA – EERV NYON – DM

Araka ny tetikandron’ny fiangonana dia tontosa ny Alahady 16 novambra 2025 lasa teo ny ny fanompoam-pivavahana niarahana tamin’ny EERV Nyon, ny DM ary ny Firaisan’ny Sampana teto amin’ny FJKM Gland Fahasoavana. Nisy ny hira niarahana arak’izany niaraka tamin’ny fanentanana samihafa, ary niafara tamin’ny Sakafo ara-pirahalahiana niarahana tamin’ny EERV Nyon sy ny DM.