14 au 18-Avril-2025 | 20h: Fanompoam-pivavahana Herinandro Masina = iombonan’ny SP37 | Mifandimby mampiantrano |
8-mai-2025 | Fiofanan’ny Biraon’ny Fitandremana rehetra eto @ SP37 Faritra Paris mianavaratra | |
7-juin-2025 | Fiofanan’ny Biraon’ny Fitandremana rehetra eto @ SP37 Faritra Paris mianatsimo | |
21-juin-2025 | 14h30: Fanompoam-pivavahana iombonan’ny SP37 ho an’ny firenena sy ny malagasy | |
13 – 20-Août-2025 | Synoda Lehibe FJKM | Fort-Dauphin |
27-sept.-2025 | Fanompoam-pivavahana fankalazana ny Tsingerintaonan’ny SP37 sy Hetsikahiarahan’ny Sampana sy Sampanasa SP37 | Toerana: lazaina aoriana |
1-nov.-2025 | Fivorian’ny MD SP37 arahin’ny KL SP37 ary misy Fampianarana ho an’ny Kristiana=> Faranana amin’ny takariva mahafinaritra. | FJKM Stuttgart Fahazavana |
2-nov.-2025 | Fanompoam-pivavahana fivoriam-ben’ny SP. |
Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra.